Tahina Bruno Harifetr RAZANATSIMBA

Tahina Bruno Harifetr RAZANATSIMBA

𝐏𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚: 𝐓𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚

𝐏𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚: 𝐓𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 28 Aogositra 2026Antaninarenina Ho fanohanana ny tanora malagasy handray anjara bebe kokoa amin’ny fampandrosoana ny firenena dia nahazo fiofanana fanamafisana traikefa momba ny politikam-panjakana ao anatin’ny…

Antaninarenina: Fitsidihina sy fifanakalozana momba ny fifidianana sy ny Fanavaozana

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐋𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀  25 Aogositra 2026-Antaninarenina Nisy ny fitsidihana sy fifanakalozana niarahana tamin-dRtoa Anja Heuft, Mpandrindra eo anivon’ny GIZ, misahana ny fanohanana ny fitantanana ifotony, ny fiarahamonim-pirenena ary ny fitsinjaram-pahefana sy ny ekipan’ny Minisitera Misahana…

Fenoarivo Atsinanana-Faritra Analanjirofo:𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 Tonga nitsidika ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Analanjirofo ny 27 Aogositra 2026 ny Tale Jeneralin’ny Fikaonandoham-pirenena Atoa Rahajary Tsialoninarivo sy ny Tale misahana ny Fanohanana sy Fanaraha-maso ny Fikaonandoham-pirenena Atoa Rakotomalala Jeddy avy…

Miarinarivo Itasy : Fanentanana ho fanatevenana ny fidinana ifotony eny anivon’ny Fokontany

𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐞𝐯𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 26 Aogositra 2026  Miarinarivo, Itasy   Dingana lehibe no vita nandritra ny fihaonana teo amin’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy, Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka, Kaominina Miarinarivo I, ireo Sefom-pokontany rehetra ary ny…

𝐂𝐨𝐧𝐟𝐞́𝐫𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐁𝐮𝐝𝐠𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐑𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐒𝐀𝐕𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 – 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 – 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐉𝐌𝐉 𝐃𝐢𝐨̂𝐬𝐞𝐳𝐢𝐧’𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐕𝐈𝐈

𝐂𝐨𝐧𝐟𝐞́𝐫𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐁𝐮𝐝𝐠𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐑𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐒𝐀𝐕𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 – 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 – 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐉𝐌𝐉 𝐃𝐢𝐨̂𝐬𝐞𝐳𝐢𝐧’𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐕𝐈𝐈 25 sy 26 Aogositra 2026Sambava – Faritra SAVA, Préfecture de Sambava, Kianja Monisipaly Sambava Lohahevitra Conférence Budgétaire Régionale (CBR) SAVA 2026 ; Fitsidihana ara-pomba…

Manandona-Vakinankaratara:Fanentanana ireo mpanabe handray anjara mavitrika amin’ny fikaonandoha sy fakan-kevitra ifotony

Fanentanana ireo mpanabe handray anjara mavitrika amin’ny fikaonandoha sy fakan-kevitra ifotony 25 Aogositra 2026 CEG Sahanivotry Manandona – Vakinankaratra Fanentanana ireo mpanabe ho amin’ny Fanavaozana Tontosa soa aman-tsara tao amin’ny CEG Sahanivotry Manandona ny fanentanana ireo Tale sy mpampianatra CEG…

𝗛𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗸𝗶𝗯𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 : 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗸𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘆 𝗵𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮

𝗛𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝗸𝗶𝗯𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆 : 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗸𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘆 𝗵𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 Tanterahana mandritra ny roa andro eny Ankerana ny loabary an-dasy karakarain’ny Fiarahamonim-pirenena eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tanyHoy…

𝐅𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐁𝐨𝐞𝐧𝐲

Fidinana ifotony Boeny Alatsinainy 17Aogositra 2026 Faritra Boeny – Distrika Mahajanga II-Kaominina ambanivohitra Belobaka-Fokontany Belobaka sy Amparemahitsy Nitsidika ny Ben’ny Tanàna ao amin’ny Kaominina ambanivohitra Belobaka ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, ka nanazava ny iraka sy andraikitry ny Minisiteran’ny Fanavaozana,…