๐…๐€๐Œ๐„๐“๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐“๐€๐‹๐„๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Œ๐ˆ๐’๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ ๐€๐Ž ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž ๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐…๐€๐๐€

Notanterahina ny Talata 29 Septambra 2026, tao aminโ€™ny efitranonโ€™ny Faritra Atsimo Andrefana, Toliara, ny lanonana fametrahana anโ€™Atoa Juvelin Rezara ho Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Atsimo Andrefana.
ย 
ย Nanomboka taminโ€™ny fotoam-pivavahana fohy notarihinโ€™ireo Raiamandreny FFKM ao Toliara ny lanonana.
ย 
ย Tonga nanatrika sy nanome voninahitra ny fotoana ireo tompon’andraikim-panjakana eo anivonโ€™ny Faritra, ny Lehiben’ny Faritra, ny Lefitrin’ny Lehiben’ny Distrika Toliara I sy II,ny lefitry ny filohan’ny Delegasiona manokan’ny Kaominina Toliara I, , ny Ben’ny Tanana Kaominina Mitsinjo Toliara II, ireo tomponโ€™andraikitra sivily sy miaramila, ireo Raiamandreny ary ireo fikambananโ€™ny tanora.
ย 
ย Nisolo tena ny Minisiteranโ€™ny Fanavaozana foibe kosa ny Tale Jeneraly misahana ny Fandrindrana araka’asa sy ara-stratejika Atoa Rakotoson Laurent , ireo Tale ary ireo mpikambana ao aminโ€™ny Kabinetranโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fanavaozana.
ย 
ย Nanome tso-drano ny Talem-paritra vaovao ny solontenanโ€™ireo Raiamandreny eo anivonโ€™ny Faritra..
๐Ÿ“ข Nandritra ny lahateniny, nanambara ny Tale Jeneraly Rakotoson Laurent fa mahakasika ny olona sy ny fomba fiasa ny Fanavaozana. Araka ny fanazavany, ny fametrahana ireo fototra ilaina aminโ€™ny Fanavaozana no anisanโ€™ny asa ataonโ€™ny Fitondram-panjakana aminโ€™izao fotoana izao.
ย 
ย Nohamafisiny ihany koa fa mpanomponโ€™ny vahoaka ny mpitondra, ka tokony hifototra aminโ€™ny fanompoana ny vahoaka ny fanatanterahana ny andraikitra. Notsiahiviny ihany koa ireo iraka enina (6) iantsorohanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fanavaozana.
ย 
ย Nisaotra ny Fitondram-panjakana noho ny fahatokisana sy ny fanendrena azy ny Talem-paritra vaovao. Nanentana ny hery velona rehetra eto aminโ€™ny Faritra Atsimo Andrefana ihany koa izy mba hifanome tanana aminโ€™ny fanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena miaraka aminโ€™ny FFKM.