MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
π ππππππππ ππππ-πππππβππ ππππππ-πππππππππ πππππππ π ππππ (πππ) β πππππππππβπππππππππ
β‘ Notanterahina tao aminβny Kaominina Anjoma,DistrikanβAmbalavao, ny fivoriana niarahanβireo Sampan-draharaha Teknika Foibe (STD), izay notroninβireo Benβny TanΓ na avy aminβireo Kaominina ao aminβny DistrikanβAmbalavao.
β‘ Nanatrika izany ny ekipanβny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Matsiatra Ambony Rtoa Razanamahefa Stella sy ny mpiara-miasa aminy, nanatanteraka fanentanana mahakasika ny Fikaonandoha sy fampahafantarana ny asa sy andraikitra sahaninβny Fitaleavam-paritra.
Tao aorian’izay dia nanotrona ny fanolorana samboady ho anβny Filohanβny Delegasiona Manokana sy ireo Lefitry ny Kaominina Anjoma ny ekipanβny Fitaleavam-paritra.