𝐍𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐞𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚

Faritra Ihorombe – Ihosy 𝐍𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐞𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 Dingana iray lehibe ao anatin’ny fanavaozana ny Repoblika ny Fikaonandoham-pirenena, izay hanangonana ny hevitry ny vahoaka tsy an-kanavaka amin’ny fomba mampiaty. Anisan’ny voakasika ao anatin’izany ireo olona manana…









