𝐅𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 05 Aogositra 2026 Farafangana – Faritra Atsimo Atsinanana Nisy ny fihaonana tamin’ireo Ben’ny Tanàna miisa 98 mandrafitra ny Faritra Atsimo Atsinanana, notarihin’ny Talem-paritry ny Fanavaozana Atsimo Atsinanana Atoa Iotokarozy sy ireo mpiara-miasa aminy.Nandritra izany no nisian’ny:*…









