Catégorie Non classé

𝐅𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐛𝐞

31 Jolay 2026 Ambohimahitsy – Ambatobe 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐛𝐞 Notanterahina ny 31 Jolay 2026 ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny lalana Ambohimahitsy – Ambatobe. Nandritra izany dia nisy ny tsangambato fahatsiarovana (stèle) ho mariky…

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐧𝐨

28 Jolay 2026 Maintirano – Faritra Melaky 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐧𝐨Notanterahina tao Maintirano ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fisoratana anarana amin’ny lisim-pifidianana, nokarakarain’ny CENI Distrika Maintirano. Nanatrika izany ireo Sefom-…

𝗧𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 : 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮

27 Jolay 2026𝗧𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 : 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 Manoloana ny tranga miseho eto amin’ny firenena dia tsy mitaza-potsiny ny Governemanta fa manao ho vaindohan-draharaha ny fiatrehana izany. Nidina an-kianja, teny amin’ny CO- FDS, nanao fisafoana tampoka (…

“𝐅𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀, 𝐟𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚”.

24 Jolay 2026 Parvis Analakely“𝐅𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀, 𝐟𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚”.𝐅𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 — 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐅𝐊𝐌Ny fakana an-keriny sy famonoana ankizy ary tanora tamin’ny fomba feno habibiana no nahatonga ity fiombonam-po ity.Ny…

𝙁𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣-𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖: 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙫𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚-𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖.

23 Jolay 2026 Ivandry𝙁𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣-𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖: 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙫𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚-𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖. Nomarihina androany ny andro afrikanina ho an’ny Fitantanan-draharaham-panjakana araka ny fandaminana teo anivon’ny Governemanta. Ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ary ny Asam-panjakana Atoa Denis Franconio Mac…

𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎 : 𝟐𝟎𝟎 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚

Tatitry ny filankevitry ny Minisitra. 22 Jolay 2026 Lapan’Ambohitsirohitra 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎 : 𝟐𝟎𝟎 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 22 Jolay 2026 ny tetikasa #FANDROSO. Tetikasa izay natao hanohanana ireo tanora manam-bina sy ny mpandraharaha Malagasy…

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐝𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲

20 Jolay 2026 Fenoarivo Atsinanana – Faritra Analanjirofo 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐝𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲Nandray ireo solontenan’ny vondrona mivoy ny rafitra federaly eto Madagasikara ny Talem-paritra ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine, izay tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy.Nandritra ny fihaonana…

𝐅𝐀𝐍𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐀𝐈𝐕𝐎

17 Jolay 2026 Kaominina Ambanivohitra Ambonaivo, Distrikan’Ambovombe – Faritra Androy 𝐅𝐀𝐍𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐀𝐈𝐕𝐎 Tonga tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambonaivo ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atoa Miha Jaonasitera, niaraka tamin’ny Talen’ny Kabinetra ny Faritra sy…

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐫𝐚𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚

17 Jolay 2026 | Toamasina𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐫𝐚𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚Ny 17 Jolay 2026 no nanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny Fanavaozana ny Araben’ny Fahalaeovantena. Lanonana izay notarihin’Andriamatoa RAZAFIARSON Jean Jugus Raza, Lehiben’ny Faritra Atsinanana . Tonga nanome voninahitra…