Fampahafantarana ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena

Fampahafantarana ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena 01 Jona 2026 Imerintsiatosika – Faritra Itasy Nandritra ny fananganan-tsaina androany tao Imerintsiatosika, dia nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana momba ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena ny Talem-paritry ny Fanavaozana sy ny ekipany. Nandray anjara tamin’izany ireo Ben’ny Tanàna, STD, Sefom-pokontany…


