Rojo RAKOTOSEHENO

Rojo RAKOTOSEHENO

Fanombohana ny fankalazana ny faha-135 taonan’ny Toeram-pitsaboana Soavinandrina na ny Hopitaly Miaramila.

Fanombohana ny fankalazana ny faha-135 taonan’ny Toeram-pitsaboana Soavinandrina na ny Hopitaly Miaramila. Notanterahina androany ny lanonana fanombohan’ny fankalazana ny faha-135 taonan’ny Toeram-pitsaboana Soavinandriana, fantatra kokoa amin’ny anarana hoe Hopitaly Miaramila. Notarihin’ny andinin-tSoratra Masina ny lanonana, izay milaza hoe : « Nitondra…