Manda RAZAFINDRASOLO

Manda RAZAFINDRASOLO

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐀𝐕𝐀: 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐋𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐒𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐈𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐋𝐀

Alakamisy 27 Aogositra 2026 Sambava – Faritra SAVA𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐀𝐕𝐀: 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐋𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐒𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐈𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐋𝐀Notanterahina tao amin’ny Hôtel des Finances Besopaka, Sambava, ny lanonana fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny Talen’ny Sampan-draharaham-paritra misahana ny Tetibola sy ny…

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲

29–30 Jolay 2026 Kaominina Ankariera, Ambatoabo ary Andranobory – Distrikan’i Tolagnaro, Faritra Anosy 𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 Nanohy ny fidinana ifotony ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Anosy ka ny Kaominina Ankariera, Ambatoabo ary Andranobory no…

𝐅𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐛𝐞

31 Jolay 2026 Ambohimahitsy – Ambatobe 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐛𝐞 Notanterahina ny 31 Jolay 2026 ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny lalana Ambohimahitsy – Ambatobe. Nandritra izany dia nisy ny tsangambato fahatsiarovana (stèle) ho mariky…

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐧𝐨

28 Jolay 2026 Maintirano – Faritra Melaky 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐧𝐨Notanterahina tao Maintirano ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fisoratana anarana amin’ny lisim-pifidianana, nokarakarain’ny CENI Distrika Maintirano. Nanatrika izany ireo Sefom-…

𝗧𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 : 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮

27 Jolay 2026𝗧𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 : 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 Manoloana ny tranga miseho eto amin’ny firenena dia tsy mitaza-potsiny ny Governemanta fa manao ho vaindohan-draharaha ny fiatrehana izany. Nidina an-kianja, teny amin’ny CO- FDS, nanao fisafoana tampoka (…

“𝐅𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀, 𝐟𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚”.

24 Jolay 2026 Parvis Analakely“𝐅𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀, 𝐟𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡𝐲 𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚”.𝐅𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 — 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐅𝐊𝐌Ny fakana an-keriny sy famonoana ankizy ary tanora tamin’ny fomba feno habibiana no nahatonga ity fiombonam-po ity.Ny…

𝙁𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣-𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖: 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙫𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚-𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖.

23 Jolay 2026 Ivandry𝙁𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣-𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖: 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙫𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚-𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖. Nomarihina androany ny andro afrikanina ho an’ny Fitantanan-draharaham-panjakana araka ny fandaminana teo anivon’ny Governemanta. Ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ary ny Asam-panjakana Atoa Denis Franconio Mac…

𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎 : 𝟐𝟎𝟎 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚

Tatitry ny filankevitry ny Minisitra. 22 Jolay 2026 Lapan’Ambohitsirohitra 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎 : 𝟐𝟎𝟎 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 22 Jolay 2026 ny tetikasa #FANDROSO. Tetikasa izay natao hanohanana ireo tanora manam-bina sy ny mpandraharaha Malagasy…

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐝𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲

20 Jolay 2026 Fenoarivo Atsinanana – Faritra Analanjirofo 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐝𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲Nandray ireo solontenan’ny vondrona mivoy ny rafitra federaly eto Madagasikara ny Talem-paritra ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine, izay tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy.Nandritra ny fihaonana…