Stéphan Rafalimino

Stéphan Rafalimino

Fampahafantarana ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena

Fampahafantarana ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena 01 Jona 2026 Imerintsiatosika – Faritra Itasy Nandritra ny fananganan-tsaina androany tao Imerintsiatosika, dia nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana momba ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena ny Talem-paritry ny Fanavaozana sy ny ekipany. Nandray anjara tamin’izany ireo Ben’ny Tanàna, STD, Sefom-pokontany…

FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA SY NY FETIN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY

FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA SY NY FETIN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY Parvis Analakely – Antananarivo 01 Jona 2026 Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany teny amin’ny Parvis Analakely ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara…

Fampahafantarana sy fanazavana ifotony momba ny Fakan-kevitra sy Fikaonandoha Nasionaly, notarihin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Alaotra Mangoro, niaraka tamin’ireo lehiben’ny sampandraharaha

Fampahafantarana sy fanazavana ifotony momba ny Fakan-kevitra sy Fikaonandoha Nasionaly, notarihin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Alaotra Mangoro, niaraka tamin’ireo lehiben’ny sampandraharaha 29 Mey 2026 Kaominina Andilanatoby – Faritra Alaotra Mangoro Notanterahina ny fampahafantarana sy fanazavana ifotony momba ny Fakan-kevitra sy Fikaonandoha…