
Nohamafisin’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atoa Fridolin Caleb tamin’izany fa ny FFKM no mitarika ny Fikaonandoha Ifotony, ary ny anjara andraikitry ny Minisiteran’ny Fanavaozana kosa dia ny fanomezana fanohanana ara-teknika sy ara-pitaovana.