Adminsite

Adminsite

𝐄𝐟𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐨 𝐒𝐮𝐧𝐝𝐚𝟏 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐠𝐚𝐳𝐨𝐚𝐥𝐲 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐢𝐬𝐚 𝐥𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚. 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧’𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨 𝐢𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐨𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨. 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐡𝐢𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐚 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐢𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐨𝐚𝐥𝐲 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐢𝐬𝐚 𝐥𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨.

𝟏𝟐 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 | 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐄𝐟𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐨 𝐒𝐮𝐧𝐝𝐚𝟏 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐠𝐚𝐳𝐨𝐚𝐥𝐲 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐢𝐬𝐚 𝐥𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚. 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧’𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨 𝐢𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐨𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨. 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐡𝐢𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐚 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐉𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐢𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐨𝐚𝐥𝐲…

𝐅𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚

Faritra Fitovinany 𝐅𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 Nampahafantatra ny programan’asa « Accelereo » ny tetikasa PIC na Pôle Intégré de Croissance izay entina hanohanana ireo orinasa madinika malagasy.Nanatrika izany hetsika izany ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao amin’ny…

𝐑𝐞𝐬𝐲 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐓𝐚𝐧𝐠𝐚𝐥𝐚𝐦𝐞𝐧𝐚

11 Aogositra 2026 Faritra Alaotra Mangoro – Distrika Andilamena 𝐑𝐞𝐬𝐲 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐓𝐚𝐧𝐠𝐚𝐥𝐚𝐦𝐞𝐧𝐚 Nidina ifotony tao amin’ny Distrikan’Andilamena ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Alaotra Mangoro, RAHARIDERA Rabatsiarison, ary nihaona tamin’ny Lehiben’ny Distrika, ny Ben’ny…

𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐄𝐋𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐍𝐈𝐓𝐈𝐀

11 Aogositra 2026 Mahavelo Antsanitia – Faritra Boeny 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐄𝐋𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐍𝐈𝐓𝐈𝐀Notanterahin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Atoa Mamitiana Rajaonarison, niaraka tamin’ny : Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa Minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rtoa Rajaonarison Sendra Nirina ireo tompon’andraikitra…

𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐄𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐓𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀

11 Aogositra 2026 CEG SE MAMA – Antanimalandy, Mahajanga 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐄𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐓𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 Notokanana androany ny efitrano roa ao amin’ny Sekoly Mampiaty (École Inclusive) Mahajanga, sekoly loterana ho an’ny ankizy manana olana ara-pihainoana sy fahasembanana…

𝐅𝐚𝐤𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲: 𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐞𝐟𝐨𝐦-𝐩𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚

Faritra Analanjirofo- Kaominina Fenoarivo Atsinanana𝐅𝐚𝐤𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲: 𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐞𝐟𝐨𝐦-𝐩𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚Ao anatin’ny Fikaonandoham-pirenena izay tarihin’ny FFKM, dia mitondra tantsoroka ara-teknika sy ara-kevitra amin’ny fizotry ny fakan-kevitra ny Minisitera misahana ny Fanavaozana. Miara-miasa akaiky amin’ireo…

𝗩𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗸𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗳𝗼 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼

Faritra BoenyMahajanga -Mangarivotra𝗩𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗸𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗳𝗼 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼Omaly 10 Aogositra 2026 no nandray ny fitantanana ny fokontanin’i Mangarivotra ny sefo fokotany vaovao. Ary tonga nanatanteraka ny fitsidihana ara- pomba fifanajana ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao amin’ny…

𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟎𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐘 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐎𝐍𝐘 : 𝐍𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀𝐑𝐈𝐒𝐎𝐍

𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟏𝟎𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐘 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐎𝐍𝐘 : 𝐍𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐕𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀𝐑𝐈𝐒𝐎𝐍 𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐16 aogositra 2026 « Tsy azo ihodivirana ny fitaizam-panahy mba hahafahana miala amin’ny fahazaran-dratsy rehetra, ka hirosoana amin’ny tena fanavaozana sy ny fandrosoana marina.…