𝐒𝐀𝐃𝐂 : 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂- 18 aogositra 2026]Nifarana tao Durban, Afrika Atsimo, ny Fihaonambe ara-potoana faha-46 an’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta ao amin’ny SADC.Ao anatin’ny fanambarana ofisialy navoaka taorian’ny fihaonana, ny andininy faha-9 sy faha-10 no miresaka manokana an’i Madagasikara. Nankasitrahan’ny SADC ny…









