Passer au contenu
Actualités
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Actualités
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Menu
Tsara ho fantatra !
GARE ROUTIÈRE AMORONAKONA.
8 taona no nijanonan’ity fotodrafitrasa ity tsy nampiasaina.
Mirefy 4 570 m² ny velarany, ahitana efitrano 110 ho an’ny kaoperativa
Toerana fivarotana
Birao fivarotana tapakila
Toeram-pisakafoanana
Toeram-pivoahana manara-penitra
Toerana fandraisana 663 m²
Malalaka ihany koa ny toerana fiantsonan’ny taxi-brousse, taxi, moto ary fiara hafa.
Misy ihany koa ny mpiambina miantoka ny filaminana.
#Gare
Routière
#Amoronakona
: fotodrafitrasa lehibe natao hanatsarana ny
fitaterana.sy
ny tanàna.
#mcr
#Fanavaozana
#fifanajana
#FiarahaMientana#fanolorantena
Agence des Transports Terrestres – ATT