Fandraisana tamin'ny fomba ofisialy ny birao vaovaon'ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny.
03 Aogositra 2026 Faritra Boeny
Natolotry ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ity birao ity, ka manomboka izao dia ao amin’ny birao Pension et Solde teo aloha no miasa ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny