Ministère Chargé de la Refondation
Ministère Chargé de la Refondation
π²π¬ ππππππππππ | π πππππππππππππ ππ π ππππππ-ππππππππ πππππππππ πππππππππ
Ho fahatsiarovana ny Filoham-pirenena Philibert Tsiranana, dia nametraka fehezam-boninkazo teo anoloanβny tsangambato tao Anahidrano ny Filohanβny Fanavaozana, Kolonely MichaΓ«l Randrianirina.
Nanatrika izany ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta, anisan’izany ny ππ’π§π’π¬π’ππ«π π¦π’π¬ππ‘ππ§π π§π² π ππ§ππ―ππ¨π³ππ§π, ππ πππ§π’ππ«π πππ³πππ’π¦ππ§ππ§ππ¬π¨π.
Nandritra ny lahateniny dia nanome voninahitra sy nankasitraka ny Raiamandreninβny Firenena Philibert Tsiranana ny Filohan’ny Fanavaozana, ary nanasongadina ny maha-zava-dehibe ny fitadidiana ireo olona nametraka ny fototra teo aminβny tantaranβi Madagasikara
.
Nambarany fa, 68 taona aty aoriana, mbola misy ny ezaka tokony hotohizana mba hahatonga anβi Madagasikara ho tena mahaleo tena, ka mila finiavana sy fandraisana andraikitra iombonanβny Malagasy izany.
Nohamafisiny ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fihavanana, ka tao anatinβizany dia nisy ny nofon-kena mitam-pihavanana mitentina 10 tapitrisa Ariary.
Taorianβizany dia notohizana taminβny fitsidihana ny trano fonenanβny Filoham-pirenena Philibert Tsiranana sy ny fihaonana taminβny fianakaviany ny fandaharam-pahatsiarovana sy ho fankalazana ny fetin’ny fahafahana 14 oktobra 2026