10 oktobra 2026
πŸ“ Betsimeda – Faritra Androy
πŸ“’ π…πšπ§πžπ§π­πšπ§πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π…π¨π€π¨π§π­πšπ§π² 𝐁𝐞𝐭𝐬𝐒𝐦𝐞𝐝𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 π…π’π€πšπ¨π§πšπ§ππ¨π‘πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚
Nanentana ny mponina tao amin’ny Fokontany Betsimeda ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana ao Androy.
πŸ—£οΈ Notsindriana fa manana zo hiteny malalaka ny tsirairay mandritra ny Fikaonandoham-pirenena.
πŸ›‘οΈ Nanome toky ny Talem-paritra, Atoa Miha Jaonasitera, fa raha misy olona manampim-bava ny vahoaka, dia hatolotra any amin’ny tompon’andraikitry ny filaminana.
πŸ“· DRR Androy