08 Oktobra 2026
๐Ÿ“ Biraonโ€™ny Distrikanโ€™i Vangaindrano
๐Ÿ”ด ๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜ | ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ ๐•๐€๐๐†๐€๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž
๐Ÿ“‘Nitohy ny 08 Oktobra 2026 ny fidinana ifotony tao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Vangaindrano notarihan’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsimo Atsinanana Atoa Iotokarozy.
โžกFihaonana izay niarahana taminโ€™ireo Sefo Fokontany ao aminโ€™ny Kaominina Ambonivohitra Vangaindrano.
๐ŸคNanome voninahitra ny fotoana ny Talenโ€™ny Kabinetran’ny Faritra Atsimo Atsinanana sy ireo mpiara-miasa aminy, ny Lefitry ny Lehibenโ€™ny Distrika, ary ny Delegenโ€™ny Serasera ao Vangaindrano.
๐Ÿ“Nisy ny fanazavana momba ny fizotry ny Fikaonandohampirenena izay eo ambany fitarihanโ€™ny FFKM. Nentanina ihany koa ireo Sefom-pokontany hampita izany aminโ€™ny vahoaka eny anivonโ€™ny Fokontany tsirairay avy.
Nohamafisina ihany koa fa misokatra ho anโ€™ny rehetra, tsy anavahana sokajinโ€™olona, ny Fikaonandoham-pirenena, ka afaka mandray anjara aminโ€™izany ny olom-pirenena rehetra.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena