07 Oktobra 2026
πŸ“ Vangaindrano-Faritra Atsimo Atsinanana
🀝 π…π€πŠπ€π-πŠπ„π•πˆπ“π‘π€ ππˆπ€π‘π€π‡π€ππ€ π“π€πŒπˆπβ€™πˆπ‘π„πŽ π‘π€πˆπ€πŒπ€ππƒπ‘π„ππ˜ 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀
πŸ“Notanterahina tao Vangaindrano ny fakan-kevitra mialoha niarahana tamin’ireo Raiamandreny ara-drazana .
Anisany nitarika ny fotoana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsimo Atsinanana Atoa Iotokarozy.
➑ Fakan-kevitra ho fanomanana ny Fihaonamben’ny Vovonan’ny Raiamandreny ara-drazana izay hotanterahina ao Ihosy ny 23, 24 ary 25 Oktobra 2026.
Tonga nanome voninahitra ny fotoanany Talen’ny Kabinetra ao amin’ny Faritra, ny Tale misahana ny Raharaha Sosialy ao amin’ny Faritra,, ny Lehiben’ny Distrikan’i Vangaindrano , ny Delegen’ny Serasera ao Vangaindrano.
πŸ—£οΈ Nizotra araka ny tokony ho izy ny lahadinika ary nandray anjara mavitrika ireo Raiamandreny ara-drazana. Naneho fahavononana ihany koa izy ireo amin’ny fandefasana solontena hiatrika ny fihaonambe izay hotanterahina any Ihosy.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena