08 Oktobra 2026
πŸ“ MAHAJANGA – FARITRA BOENY
πŸ“– π…πšπ§π¨πŸπšπ§πšπ§πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐞π₯𝐨 𝐯𝐨𝐚𝐭𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐀𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐒𝐀𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲
Notanterahina androany tao Antanimalandy, Distrikan’i Mahajanga II, ny fanofanana ireo TRIO.Anisany nanatrika ity fotoana ity ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Boeny .
Ny TRIO izay ahitana ireo:
➑️ Mpanamora
➑️ Mpitantsoratra
➑️ Tompon’andraikitra ara-pitaovana
πŸ“π€π§ππ«πšπ’π€π’π­π«π² 𝐧𝐲 𝐓𝐫𝐒𝐨:
β€’ Mpanamora (Facilitateur) : Mitantana sy manentana ny resaka mandritra ny fifanakalozan-kevitra eny amin’ny fokontany sy ny kaominina.
β€’ Mpitantsoratra (SecrΓ©taire) : Mandrakitra an-tsoratra ireo hevitra, hetaheta ary soso-kevitra rehetra avy amin’ny vahoaka ifotony.
β€’ Mpiandraikitra ny fitaovana Β« Trio Β» : Miantoka ny fampiasana sy ny fandehanan’ny fitaovana ilaina amin’ny fanatanterahana ny dinika.
πŸ“‘πƒπ’π§π πšπ§πš 𝐚𝐫𝐚𝐑𝐒𝐧𝐚:
β€’ Fanofanana : Manomboka ny volana Oktobra 2026 ny fanofanana mialoha an’ireo voafantina handray anjara amin’ity andraikitra ity.
β€’ Fokontany sy Kaominina : Ny Trio no miantoka ny fifampiresahana eny anivon’ny fokontany sy kaominina mba hanangonana ny hevitry ny olom-pirenena tsy an-kanavaka
Ny FFKM, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka, no manatanteraka ity fanofanana ity ho fanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahavononan’ireo mpisehatra eny ifotony.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena