MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
๐ ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐ ๐๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐
Teboka lehibe tamin’ny lahatenin’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa ka nanaovany jery todika ireo zava-bita:
ย
* Fahatsiarovana ny faha-herintaona ny hetsim-bahoakaย ยปTsiahy ny Tolonaย ยป ny 25 Septambra 2026, izay nomarihana tamin’ny fitokanana ny tsangambato ho fahatsiarovana ireo namoy ny aina nandritra ny tolona.
* Fandraisana anjara sy fandraisam- pitenenana teo amin’ny ยซย Tribuneย ยป ny Firenena Mikambana nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Kolonely Randrianirina Michael. Nisongadina tamin’izany ny nitondran’ny Filohan’ny Fanavaozana ny lahateniny tamin’ny teny Malagasy , ho fanandratana sy fampiroboroboana ny ny maha-Malagasy eo aminโny sehatra iraisam-pirenena.
* Fihaonan’ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta notarihan’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Atoa Rajaonarison Mamitiana tamin’ireo mpiara miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika (PTF).
*Fijerena manokana ireo sakana mbola mampiadana ny fanatanterahana ireo tetikasa lehibe, ny olan’ny jiro sy rano
* Fanohizana ireo hetsika sosialy โFanjiryโ iarahana amin’ny vadin’ny Filohan’ny Fanavaozana, ho fanamafisana ny fiahiana ara-tsosialy ny mponina.
ย
* Nitohy tamin’ny volana Septambra ny fametrahana ireo Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana, 4 sisa izy ireo no mbola tsy tafapetraka amin’ny fomba ofisialy izay hoezahina vitaina ny volana Oktobra.
* Nisy ny Atrikasa nampivondronana ireo Sekretera Jeneraly sy Talen’ny Kabinetra eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Primatiora sy ireo Minisitera izay notanterahina ny 17 Septambra. Nifampizarana ny lalantsain’ny Fanavaozana sy hanatsarana ny fomba fiasa.
* Notohizana tamin’ny atrikasa ifanankalozan-kevitra Plateforme PAM sy CRM, ho isanโireo rafitra entina hampandrosoana sy handrindrana ny Fanavaozana izay notanterahina ny 01 sy 02 Oktobra 2026 teny Ivato.
* Fandraisana anjaran’ny DPMEP taminโny Zaikabenโny Tanora ho anโny Fahitsiana teny Ankatso, izay nifandraika taminโny ezaka hamerenana anโi Madagasikara ao anatinโny OGP ny 01 sy 02 Oktobra 2026.
* Fandraisana anjara taminโny ยซย Village citoyenย ยป โTanร na ho anโny olom-pirenenaโ teny Ambohijatovo ny 01 sy 02 Oktobra 2026
* Any amin’ny Faritra: fitohizan’ny fidinana ifotony hametrahana ny fiaraha-miasa amin’ireo Sefo Fokontany, ny tompon’andraikitra eny anivon’ny Kaominina sy Distrika amin’ny fanentanana ny vahoaka handray anjara amin’ny fakan-kevitra eny ifotony.
* Fanofanana ireo tomponโandraikitra eny aminโny Distrika 10, ho fanomanana sy fanamafisana ny lafiny teknika aminโny Fikaonandoham-pirenena, iarahana aminโny FFKM.