02 – 04 oktobra 2026
πŸ“ Kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo
πŸ‡²πŸ‡¬ π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€ : πŒπ€ππ€πŠπ€πˆπŠπ˜ 𝐍𝐘 πŽπ‹πŽπŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 Β«Β π•πˆπ‹π‹π€π†π„ π‚πˆπ“πŽπ˜π„πΒ Β»
πŸ“’ Mandray anjara amin’ny « Village CitoyenΒ Β» ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.
πŸ›οΈ TanΓ na ho an’ny olom-pirenena, ho an’ny demokrasia, toerana velona fihaonana sy fifampiresahana misokatra ho an’ny rehetra.
✨ Hita ao : fampirantiana sary sy horonan-tsary momba ny Tolona tamin’ny septambra 2025, lampihazo misokatra miaraka amin’ny mpanakanto GenZ, ary « CafΓ©s-DΓ©batsΒ Β».
πŸ’¬ Ny tranohevan’ny Minisitera dia hahafahanao :
πŸ”Ή Mahafantatra ny dingan’ny Fanavaozana sy ny andraikitry ny Minisitera eo amin’ny fiainam-pirenena ;
πŸ”Ή Mifampiresaka mivantana amin’ny ekipan’ny Minisitera ;
πŸ”Ή Mizara ny hevitrao, ny fanantenanao ary ny tolo-kevitrao ho an’ny Fanavaozana.
πŸ“Œ Ity hetsika ity koa dia atao fakan-kevitra avy amin’ny olom-pirenena mikasika ny Fanavaozana tena ilaina eto amin’ny firenena.
✊ Ny Fanavaozana dia iombonana.
Tongava maro !