MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
02 Oktobra 2026 | Antsiranana β Faritra DIANA
Tontosa soa aman-tsara tao Antsiranana ny lanonana fametrahana taminβny fomba ofisialy anβAtoa Andriamberomanga Merthon Simon, ho Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana ao aminβny Faritra DIANA.
Notsindriany manokana ihany koa ny maha-zava-dehibe ny Fikaonandoham-pirenena, izay sehatra lehibe hanangonana ny hetahetanβny vahoaka, ny soso-kevitra ary ny fomba fijery avy aminβireo sehatra samihafa, ho anβny fanorenana ny Fanavaozana iaraha-manana izay iarahana amin’ny FFKM.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena