πŸ“ 01 – 02 oktobra 2026 | Ankatso
πŸ›οΈ 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš : 𝐦𝐩𝐒𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐒𝐭𝐬𝐒𝐚𝐧𝐚 (𝐒𝐧𝐭𝐞́𝐠𝐫𝐒𝐭𝐞́)
πŸ‡²πŸ‡¬ Mandray anjara amin’ny « Village de l’IntΓ©grité » ny Minisitera misahana ny Fanavaozana (MCR), amin’ny alalan’ny Fitaleavana misahana ny Dinam-pitondrantena sy Tandrohasin’ny Asam-bahoaka (DPMEP) ary ny Fitaleavana misahana ny Fitsirihana Anatiny (DAI).
Ao anatin’ny Fihaonambe nasionaly ho fampiroboroboana ny fahitsiana sy ny soatoavina maha-olom-pirenena, indrindra eo amin’ny tanora malagasy, no andraisana anjara amin’ity hetsika ity.
🎯 Mifandray amin’ny ezaka nasionaly ho amin’ny Fanavaozana sy ny Paikady Nasionaly iadiana amin’ny Kolikoly (SNLCC) 2025–2030 ity hetsika ity, ka ny tanora dia apetraka ho mpisehatra lehibe amin’ny fanovana sy ny fanorenana fiarahamonina miorina amin’ny fahitsiana.
πŸ’¬ Ao amin’ny trano fampirantian’ny Minisitera dia :
πŸ”Ή Ampahafantarina ny andraikitra sy ny hetsika ataon’ireo fitaleavana mandray anjara ;
πŸ”Ή Anaovana fanentanana ny tanora sy ny olom-pirenena ;
πŸ”Ή Anokafana sehatra fifanakalozan-kevitra amin’ny olom-pirenena, ny OSC ary ireo mpiara-miombon’antoka.
✊ Ny fanavaozana dia iombonana. Ny fahitsiana sy ny fandraisana andraikitry ny tanora dia anisan’ny fototra hanorenana izany.
🀝 Ity hetsika ity dia karakarain’ny :
πŸ”Ή Komitin’ny Fiarovana ny fahitsiana (CSI)
πŸ”Ή Organisation Internationale de la Francophonie (OIF)
πŸ”Ή ConfΓ©dΓ©ration Suisse