MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐-๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐
๐ณ๐๐๐๐’๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
[๐ญ๐๐๐-01 ๐๐๐๐๐๐๐ 2026]
Taorianโny nandraisanโny Filohanโny Fanavaozana azy ireo teny aminโny Lapam-panjakana Iavoloha, dia noraisinโny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta, niaraka taminโny Minisitry ny Atitany, tao Mahazoarivo ireo Lehibenโny Faritra 24 sy ireo tomponโandraikitry ny Distrika.
Nifantoka taminโny fanatsarana sy fampifanarahana ny fomba fiasa eny ifotony ny dinika, mba hahafahana manatanteraka aminโny fomba mahomby ireo toromarika napetraky ny Filohanโny Fanavaozana, aminโny alalanโny Politika Ankapobenโny Fanjakana ho anโny Fanavaozana (PGE-R) sy ny Programme de Mise en ลuvre (PMO).
Fotoana ihany koa izany nihainoana ireo olana, hetaheta ary soso-kevitra avy aminโireo tomponโandraikitra eny ifotony. Nanamafy ny Praiminisitra fa hodinihina ireo lafin-javatra mila fanitsiana, ho fanatsarana ny fandrindrana, ny fiaraha-miasa ary ny fahombiazanโny fitantanan-draharaham-panjakana manerana ny Nosy.
๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ