
Manoloana ny fitomboanโny loza sy ny voka-dratsy ateraky ny fiovanโny toetrandro dia manamafy ny fahafaha-miatrika ara-bola ny firenena Malagasy, ahafahana miomana mialoha sy manetsika ireo loharanom-bola ilaina rehefa misy ny voina. Nidinika an-databatra boribory ny Cellule de Prรฉvention et dโAppui ร la Gestion des Urgences (CPGU) eo anivonโny Primatiora sy ny Minisiteranโny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MEF), miaraka aminโireo mpiara-miombonโantoka ara-teknika sy ara-bola, ny 29 septambra 2026, ho fanamafisana ny faharetanโny rafitra fiantohana ataonโny fanjakana aminโny ยซย ๐๐๐ซ๐ข๐๐๐ง ๐๐ข๐ฌ๐ค ๐๐๐ฉ๐๐๐ข๐ญ๐ฒย ยป (ARC), ao anatinโny Global Shield.