MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
π ππππππππππ ππππβππ π ππππ ππ ππππππ ππ πππππ-πππππππ ππππππππ ππ π ππππππππππ ππ ππππππππ
Notanterahina tao Mananjary ny 28 Septambra 2026 ny fametrahana aminβny fomba ofisialy anβAndriamatoa Fridolin Caleb, ho Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Vatovavy.
Β
Nanome voninahitra ny fotoana ny Mpandrindra Ankapobe sy ny Mpanolotsaina Teknika, niaraka taminβireo delegasiona avy aminβny Minisitera.
Β
Nanatrika ny fotoana ny Sekretera Jeneralinβny Faritra Vatovavy, ny solontenanβny Lehibenβny Faritra, ny Benβny TanΓ nanβi Mananjary, ireo tomponβandraikim-panjakana ambony ao min’ny Faritra, ny FFKM ary ireo Mpanjaka, izay tonga nanatrika sy nanome tsodrano araka ny fomba amam-panao ao an-toerana.
Β
Nisolo tena ny Minisitra Andriamatoa Andriatsima Onisoa, Mpandrindra Ankapobe eo anivonβny Minisitera. Nambarany fa anisanβireo iraka iandraiketanβny MCR ny fanomezana tantsoroka ara-kevitra sy ara-teknika aminβny Fikaonandoham-pirenena.
Notsindriany manokana fa manomboka aminβny fihainoana ny hevitry ny olom-pirenena ny fanorenana Firenena, ka miantoka ny tantsoroka ara-kevitra sy ara-teknika aminβizany dingana izany ny MCR.
Β
Nohamafisiny ihany koa fa zava-dehibe ny fihainoana ny feonβny vahoaka sy ny fampandraisana anjara azy aminβny dingana Fanavaozana, ho fanorenana Fanjakana manana ny fiandrianany , mandray andraikitra ary mamaly ny filΓ nβny vahoaka.