MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
Nidina ifotony tao aminโny Kaominina Ambanivohitrโi Mahatsinjo, Distrikanโi Maevatanร na, ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Betsiboka Atoa Ramaroso Moise, ny 24 Septambra 2026, nanatanteraka fampahafantarana sy fanentanana momba ny Fanavaozana sy ny Fikaonandoham-pirenena, ary ny fandraisanโanjaranโny vahoaka aminโizany.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena