MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ππ π¬ππ©πππ¦ππ«π ππππ | πππ° ππ¨π«π€, ππππ³π¨π§π’π 
Nandritra ny dianβny Filohanβny Fanavaozana, ny KΓ΄lΓ΄nely RANDRIANIRINA MichaΓ«l, tany New York, dia nihaona taminβny Filohanβny Vaomieranβny Vondrona Afrikanina, Andriamatoa Mahmoud Ali Youssouf, tao aminβny birao fiasany, niaraka taminβny Minisitry ny Raharaham-bahiny, Ramatoa NβDIAYE Alice.