Ny teny nomena dia tanterahana Hiroso tsy ho ela ny asa hanamboarana ny làlana mampitohy an'i Tsiroanomandidy sy Maintirano. Efa tonga ireo fitaovana entina manatanteraka izany Ity tetikasa ity dia anisan'ny fanatanterahana ny fampanantenan'ny Filohan'ny Fanavaozana hanokatra sy hanatsara ireo lalana stratejika manerana an'i Madagasikara. Asa fa tsy kabary. Ny Fanavaozana dia hita amin'ny asa vitahttps://www.facebook.com/share/18zsE8Pdiz/