MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ANDROY β 22 SEPTAMBRA 2026
π
π’π‘ππ¨π§ππ§’π’π«ππ¨ ππ¨π¦π©π¨π§ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π² π§π² ππ’πππ§πππ§ππ¦-ππ¨π₯π π¬π² π’π«ππ¨ πππ₯ππ¦-π©ππ«π’ππ«π ππ«π² πππ‘π’πππ§βπ§π² πππ¦π©ππ§ππ«ππ‘ππ«ππ‘ππ¦-π©ππ§π£ππ€ππ§π
Nisy ny fihaonanβireo Talem-paritry sy Lehibenβny Sampandraharaham-panjakana teto Androy, niarahana taminβireo tomponandraikitry ny fitantanam-bola, ka anisanβizany ireo mpitantana ara-bola ao aminβny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana.
Nisongadina fa ambany ny tahanβny fampiasana ny tetibolam-panjakana, ary mbola misy ihany koa ny olana eo aminβny fitantanana ny fananam-panjakana.