23 Septambra 2026 | ๐Ÿ“ Ivandry โ€“ Antananarivo
๐Ÿค๐…๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€๐โ€™๐๐˜ ๐†๐Ž๐•๐„๐‘๐๐„๐Œ๐€๐๐“๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€-๐Œ๐ˆ๐Ž๐Œ๐๐Ž๐โ€™๐€๐๐“๐Ž๐Š๐€ ๐€๐‘๐€-๐“๐„๐Š๐๐ˆ๐Š๐€ ๐’๐˜ ๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐‹๐€
Notanterahina tao Ivandry ny fihaonanโ€™ny Governemanta sy ireo Mpiara-miombonโ€™antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF), tao anatinโ€™ny ยซย Plateforme des Partenaires de Mise en ล’uvre du PGERย ยป.
๐Ÿ‘ฅ Notarihin’ny Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison, niaraka tamin’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa.
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Nifantoka taminโ€™ny toe-draharaha ankapobenโ€™i Madagasikara sy ny laharam-pahamehana napetraky ny PGER sy ny Fanavaozana ny dinika.
Araka ny Tatitra nataon’ny Governemanta dia mahatratra 31,73 tapitrisa ny mponina, ka 9,91 tapitrisa ny tanora. 66,5% ny tahan’ny fahantrana, raha 3,41% kosa ny fitomboan’ny Harinkarena Faobe tamin’ny 2025.
๐Ÿ”‘ Laharam-pahamehana lehibe amin’ny PGER-Fanavaozana:
โœ… Famaliana ny hamehana sy fanamafisana ny fahamarinan-toerana
โœ… Fanavaozana ara-drafitra maharitra
โœ… Fikarakarana fifidianana sy famindram-pahefana
๐ŸŽฏ โš”๏ธ Ezaka stratejika 10 nifanakalozana, anisan’izany : rano fisotro madio, herinaratra, vidim-piainana, fandriampahalemana, asa, famokarana, fotodrafitrasa, fahitsiana ary mangarahara amin’ny fifidianana.
๐Ÿค Nanamafy ny maha-zava-dehibe ny fandrindrana sy fiaraha-miasa Governemanta-PTF ny fihaonana, mba hamaliana ny filร n’ny vahoaka.
# MCR # Fanavaozana
# PMO-PGER
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena