๐…๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐‡๐€๐๐€ ๐…๐€๐๐€๐Ž๐•๐€๐Œ-๐๐„๐‹๐Ž๐Œ๐€ ๐๐€๐“๐€๐Ž๐' ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐™๐Ž๐'๐Ž๐‹๐Ž๐Œ๐๐„๐‹๐Ž๐๐€ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‘๐„๐๐„๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€

Nisy ny fitsidihana fanaovam-beloma nataonโ€™i Ramatoa Sabine Laubert Mpanolotsaina momba ny Zonโ€™olombelona ao aminโ€™ny Firenena Mikambana anโ€™i Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa.
ย 
Nandritra ny fihaonana no noresahana ny tombana momba ny asa vitany teto Madagasikara nandritra ny fotoam-piasany izay nitondrany anjara biriky lehibe teo aminโ€™ny fampiroboroboana sy fiarovana ny zonโ€™olombelona, sy nanohanany ireo iraka sy ezaka natao hiarovana ny zon’olombelona.
ย 
Nandray anjara ihany koa taminโ€™ny fanadihadiana ny zava-misy sy ny fifampidinihana, izay nanampy taminโ€™ny fanamafisana ny fifanakalozan-kevitra sy ny fahazoana tsara ny hetahetanโ€™ny olom-pirenena.
ย 
Taminโ€™ity fihaonana ity dia namporisika ny Filohan’ny Fanavaozana sy ny Minisitera Misahana ny Fanavaozana ihany koa izy mba hanohy ny ezaka sy ny asa Fanavaozana, indrindra aminโ€™ny fanajana ny zonโ€™olombelona, ny fifampidinihana ary ny firaisankina.
ย 
ยซย Fisaorana feno no atolotra azy noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana nentiny nandritra ny fotoana niasany teto Madagasikara ary mirary soa azy amin’ny asa vaovao hiantsorohanyย ยป