๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐‹๐ˆ๐Š๐€๐'๐ˆ ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€

๐Ÿ“… 17 Septambra 2026 | ๐Ÿ“ Ankorondrano
ย 
Nitohy ny tolakandron’ny 17 Septambra 2026 ny atrikasa fifanakalozan-kevitra stratejika momba ny Fanavaozana isan-tsehatra, niarahana tamin’ireo Sekretera Jeneraly sy Talen’ny Kabinetran’ny Minisitera.
๐Ÿ‘ฅ Nanatrika izany ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa.
๐Ÿ”‘ Sehatra telo nifantohan’ny asa anaty vondrona :
๐Ÿ›๏ธ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š : fanjakana manakaiky ny vahoaka, mangarahara, mitondra ny rariny
๐Ÿ’ฐ ๐“๐จ๐ž๐ค๐š๐ซ๐ž๐ง๐š : fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka (PTF), fanaraha-maso ny lalร na manan-kery
๐Ÿค ๐’๐จ๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ : fahazoan’ny olom-pirenena vaovao marina, zo sy andraikitra,ary fandaharan’asa iombonana
๐Ÿ“Œ ๐‹๐จ๐ก๐š๐ก๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ก๐š๐Ÿ๐š ๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐ข๐ก๐ข๐ง๐š : Dinam-pitondrantena sy Tandrohasin’ny Asam-bahoaka, fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny Fanjakana Misokatra na OGP, fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny departemanta.
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Mifototra amin’ny fifanakalozan-kevitra sy ny fandraisana andraikitra iombonana ny Fanavaozana, ho fananganana fitantanan-draharaham-panjakana miorina amin’ny fahitsiana sy ny mangarahara.