๐Ÿ—“17 Septambra 2026 | ๐Ÿ“ Kaominina Soamahamanina โ€“ Faritra Itasy
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐…๐€๐๐„๐๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐๐ˆ๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€
๐Ÿค Notanterahina tao aminโ€™ny Kaominina Soamahamanina ny fihaonana taminโ€™ireo Sefom-pokontany sy ny lefiny ary ireo Quartier Mobile, izay notarihinโ€™ny Benโ€™ny Tanร na sy ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy Rtoa Ranarivao Sitraka miaraka amin’ny mpiara-miasa aminy.
๐Ÿ“Œ Voasolontena avokoa ireo Fokontany 7 mandrafitra ny Kaominina, ary naneho fahavononana sy fahalianana taminโ€™izao fihaonana izao ireo mpandray anjara.
๐Ÿ’ฌ Nifantoka taminโ€™ireto lohahevitra lehibe ireto ny fifanakalozana:
๐Ÿ”น Ny iraka sy ny andraikitry ny Minisiteranโ€™ny Fanavaozana aminโ€™ny alalanโ€™ny Fitaleavam-paritra.
๐Ÿ”น Ny maha-zava-dehibe ny Fikaonandoham-pirenena hiainga eny ifotony izay tarihin’ny FFKM.
๐Ÿ”น Ny fampiofanana ireon Sefom-pokontany amin’ny fandrafetana ny Dina-pitondran-tena
๐Ÿ”น Ny lalan-tsain’ny Fanavaozana mifantoka amin’ny fampandraisan’anjaran’ny vahoaka tsy ankanavaka ary mitandro ny firaisankina
Tsapa nandritra ny fifanakalozana fa nandray anjara mavitrika sy liana tamin’ireo lohahevitra noresahina ny mponina.
# MCR# Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena