MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Nandritra izany no nanazavana ny fisianβny MCR sy ny DRR Vakinankaratra, ny andraikitra sahaninβizy ireo, ary ny momba ny Fikaonandoham-pirenena iarahana aminβny FFKM. Nampirisihina ireo talen-tsekoly handray anjara mavitrika sy hanentana ny mpiara-miasa aminy eny anivonβny sekoly.