‼️Tsara ho fantatra !
🔴👉 GARE ROUTIÈRE AMORONAKONA.
🏗️ 8 taona no nijanonan’ity fotodrafitrasa ity tsy nampiasaina.
📐 Mirefy 4 570 m² ny velarany, ahitana efitrano 110 ho an’ny kaoperativa
🛍️ Toerana fivarotana
🎫 Birao fivarotana tapakila
🍽️ Toeram-pisakafoanana
🚻 Toeram-pivoahana manara-penitra
🏠 Toerana fandraisana 663 m²
🚕 Malalaka ihany koa ny toerana fiantsonan’ny taxi-brousse, taxi, moto ary fiara hafa.
👮‍♂️ Misy ihany koa ny mpiambina miantoka ny filaminana.
📍 #Gare Routière #Amoronakona : fotodrafitrasa lehibe natao hanatsarana ny fitaterana.sy ny tanàna.