Passer au contenu
ActualitΓ©s
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ActualitΓ©s
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Menu
ππ₯ππ«π¨ππ’π ππ πππ©πππ¦ππ«π ππππ
ππ¨ππ’π¦-π©π’ππ§ππ¬π¨π§ππ§π ππ¦π¨π«π¨π§ππ§π€π¨π§π
ππππππ ππ π ππππππππππ ππ π πππππππππ
Tsy teny fampanantenana fa asa hita maso : efa miroso ary tsy miverin-dalana intsony ny fanavaozana eo aminβny tontolonβny fitaterana.
Manomboka androany, dia efa miasa tanteraka ety aminβny Tobim-piantsonana Amoronankona avokoa ny fahatongavana sy ny fiaingΓ na rehetra ho anβny :
Zotra Nasionaly sy Rejionaly RN7
Zotra RN2 (misy ampahany efa miasa ety ihany koa)
Tanjona iray ihany : tobim-piantsonana mendrika, fandaminana madio, ary fitaterana milamina sy azo antoka ho an’ny vahoaka malagasy rehetra.
Dingana lehibe izao ho an’ny fampandrosoana !
Anjarantsika rehetra izao no miara-mientana, manaja ny fandaminana, ary miaro ireto fotodrafitrasa vaovao ireto.
#MCR
#FanavaozanaMadagasikara
#TobimPiantsonana
#RN7
#RN2
#Fampandrosoana
#MadagasikaraMandroso