MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ππππππ πππ πππππππππππ ππ πππππ ππππππ'ππ π ππππππππππ ππππππππ ππ πππππ-πππππππππ-ππππ ππ ππ πππππππππππ'ππ ππππ-πππππππ
15 Septambra 2026 |Β Kaominina Ambodiriana β Distrika Toamasina II
Nitohy tao aminβny Kaominina Ambodiriana, Distrika Toamasina II, ny iraka notanterahinβny Fitaleavana misahana ny Dinam-pitondran-tena sy ny Tandrohasinβny Asam-bahoaka ao aminβny Faritra Atsinanana.
Β
Tanjona ny fanatanterahana ireo asa savaranonando, ny fanomanana ny fametrahana Ivotoerana fandraisana ny fitarainanβny olom-pirenena (Guichet Physique de DolΓ©ances), ary ny hahafantarana ireo filΓ na sy fepetra ilaina aminβny fametrahana izany eo anivonβny Kaominina.
Β
Ny delegasiona, notarihinβny Tale misahana ny Dinam-pitondran-tena sy ny Tandrohasinβny Asam-bahoaka, Atoa Jerry EDOUARD, dia noraisinβny Benβny TanΓ nanβny Kaominina Ambodiriana, Atoa RAYM Ialy Mohamed, niaraka taminβny Lefitra Voalohanβny Benβny TanΓ na sy ny Lefitry ny Filohanβny Filankevitra Kaominaly.
Β
Β Nandritra ny fifanakalozana dia nisongadina ny maha-zava-dehibe ny fanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahaizanβireo mpiasa hiandraikitra ny Ivotoerana fandraisana ny fitarainana, mba hahafahanβizy ireo mandray sy manaraka araka ny tokony ho izy ny fitarainanβny olom-pirenena.
Β
Β Nojerena manokana ihany koa ny lafiny famatsiana angovo azo avy aminβny herin’ny masoandro, noho ny maha-kaominina ambanivohitra anβAmbodiriana sy ny mbola tsy fahatongavanβny herinaratra ao aminβny faritra, mba hanamorana ny fampandehanana ny biraonβny Kaominina sy ny Ivotoerana kasaina hapetraka.