12 Septambra 2026-MAHAJANGA
⚽🇲🇬Fifaninanana baolina kitra- Fokontany Tanambao Sotema
Nisy ny fanatrehana sy fanohanana ny fifaninanana baolina kitra karakarain’ny Fokontany Tanambao Sotema, natokana ho an’ny Tanora. 👏⚽
Nanatrika izany ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny, Atoa Razafindrakoto Tojo Harinala, izay maneho hatrany ny fanohanana ny hetsika mampiroborobo ny Tanora sy mampanjaka ny firaisankina. 🤝🇲🇬
Amin’ny alalan’ny fanatanjahantena, dia ampirisihina ny Tanora hifanaja, hifandray ary hiara-hientana amin’ny fananganana fiarahamonina mirindra. 💪❤️
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena