Tontosa ny 13 Septambra 2026 tao aminβny Katedraly Katolika Namahora Morondava ny fotoam-pivavahana ho fangataham-pitahiana sy fitrotroana am-bavaka ny Fikaonandoham-pirenena.
Tonga nanatrika sy nandray anjara taminβizany ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Menabe, ho fanehoana ny fanohanana sy ny fahavononana aminβny fanatanterahana ity dingana lehibe ho anβny Firenena ity.