MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
π ππππππππ πππππππππππ πππππππππ π ππππππππ ππππππππππ
Β
Nandray taminβny fomba ofisialy ny asany ny 11 Septambra 2026, ny Mpampanoa LalΓ na (Procureur de la RΓ©publique) vaovao ao aminβny Fitsarana Ambaratonga Voalohany (TPI) Fenerivo Atsinanana Andriamatoa RAMILIJAONA AimΓ© Marius.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena