𝐄𝐒𝐆𝐍 πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ : 𝐍𝐘 ππ‘π€πˆπŒπˆππˆπ’πˆπ“π‘π€ πŒπˆπ€ππ“π’πŽ 𝐍𝐘 π‡π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π’π˜ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π’π€π“π€πβ€™ππ˜ π™π€ππƒπ€π‘π˜

π‘΄π’π’“π’‚π’Žπ’‚π’π’ˆπ’‚ | π’π’π’Žπ’‚ 11 π‘Ίπ’†π’‘π’•π’‚π’Žπ’ƒπ’“π’‚ 2026
πŸ”·οΈNanotrona ny famoahana ireo mpiofana tao amin’ny Γ‰cole SupΓ©rieure de la Gendarmerie Nationale (ESGN) Moramanga ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Mamitiana RAJAONARISON, ny zoma 11 Septambra 2026.
πŸ—£Nandritra ny lahateniny dia nantitranterin’ny Praiminisitra fa ilaina ny manamafy, hatrany am-piofanana, ny fahafantarana sy ny fanajana ny satan’ny Zandary, indrindra ireo fitsipika fototra mifehy ny fanatanterahana ny andraikitra.
Anisan’ny nasongadiny manokana ny :
fandavana ny fanatanterahana baiko izay manitsakitsaka ny tombontsoa iombonana ;
fandavana ny fampiasana hery izay manitsakitsaka ny maha-olona sy ny hasin’ny olombelona.
πŸ’¬Nohamafisin’ny Praiminisitra ihany koa ny fanohanan’ny Governemanta ireo ezaka fanatsarana ny ESGN, ary nanome toromarika izy mba hahamafisina sy ho voalamina tsara ny fomba fampidirana sy famoahana ireo mpianatra zandary, ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny fiofanana.
Β« Tanindrazana sy LalΓ na Β» : tsy teny filamatra fotsiny, fa soatoavina sy andraikitra iantsorohan’ny Zandary eo amin’ny fanompoana ny Firenena.
Mpiofana telo andiany no nivoaka
Nandritra ity lanonana ity no namoahana ireo mpiofana avy amin’ny :
Andiany faha-29 – Cours SupΓ©rieur de Commandement : Malagasy 17 sy teratany Togoley 4 ;
Andiany faha-50 – Cours d’Application des Officiers ;
Andiany faha-39 – Mpiofana Zandary Fototra, izay niofana momba ny lafiny ara-miaramila sy arak’asa : 624 mianadahy, ka 86 amin’ireo no vehivavy.
πŸŽ—Nisy ihany koa ny fitokanana sy fanolorana ireo fotodrafitrasa vaovao sy nohavaozina tao amin’ny ESGN, anisan’izany ny trano fianarana, ny toeram-pitsaboana ary ny ChΓ’teau d’eau.
Amin’ny alalan’ny fanatsarana ny fiofanana sy ny fotodrafitrasa, dia manamafy ny ezaka ataony ny Governemanta amin’ny fananana Zandary matihanina, manaja ny LalΓ na, manaja ny maha-olona ary vonona hanompo ny Tanindrazana sy ny vahoaka.
𝐍𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš