Paik’ady manokana nomanin’ny Filohan’ny Fanavaozana, Randrianirina MichaΓ«l sy ny fiadidina ny Repoblika no nahatratrarana izao fanondranana an-tsokosoko izao.
Vehivavy Malagasy iray no nitondra ireo volamena ireo ary tsy nampandalovina fitsirihana fa avy hatrany dia nalefa tany anaty fiaramanidina.