πŸ—“οΈ 12 Septambra 2026 | πŸ“ Menabe
πŸ”΅ π…πˆπ…π€πŒππˆπƒπˆππˆπ‡π€ππ€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜ πŒπŽπŒππ€ 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€
Vao tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy ny marainan’ny Sabotsy, dia nanatanteraka ny asa aman-draharaha niandraiketany avy hatrany ny π“πšπ₯𝐞𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫a misahana 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš (𝐃𝐑𝐑) 𝐚𝐨 πŒπžπ§πšπ›πž, π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ­π¨πš π‘πšπ§πšπ’π―π¨ π‘π¨π πžπ«, miaraka amin’ny ekipany.
πŸ‘₯ Nanatrika izany koa ireo delegasiona avy aty Antananarivo, notarihin’ny Mpandrindra Ankapoben’ny Minisiteran’ny Fanavaozana, Andriamatoa Andriatsima Onisoa.
πŸ”‘ Lohahevitra lehibe nifanakalozana :
βœ… Fikaonandoham-pirenena, tarihin’ny FFKM
βœ… Fitantanana ny fifidianana
βœ… Fanovana ny rafitra
πŸ“Œ Ireo fifanakalozana ireo dia tafiditra ao anatin’ny asa sy andraikitra sahanin’ny DRR, amin’ny fanohanana sy fanarahana ny fizotry ny Fanavaozana eny anivon’ny Faritra.