๐น๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘ก๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘›๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘€๐‘–๐‘›๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘œ๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž

๐Ÿ—“๏ธ11 Aogositra 2026
๐Ÿ“Mahajanga
๐—™๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ’๐—ฎ๐˜€๐—ฎ : ๐น๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘ก๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘›๐‘–๐‘›’๐‘›๐‘ฆ ๐‘€๐‘–๐‘›๐‘–๐‘ ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘œ๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž
๐Ÿ—ฃ๏ธHoy Me Hanitra Razafimanantsoa, Minisitra misahana ny Fanavaozana nandritra ny lahateniny:
๐ŸŽฏโ€œNy tanjona iombonana dia tsotra saingy masina loatra. Hiaraka hanorina Repoblika vaovao isika ho antoky ny fampandrosoana ny sehatra rehetra eo anivon’ny firenenaโ€.
โ˜‘๏ธEzaka lehibe no efa vita, efa hita misongadina ny asa izay natao aminโ€™ny famaliana maika ny filร nโ€™ny vahoaka rehetra toy ny jiro, rano, lalana, fahasalamana, fampianarana sns..
๐Ÿ”ดTsy โ€œFanavaozanaโ€ tsotra amin’ny sehatra iray ity an’ny Minisitera ny fampianarana tekinika sy fanofanana arak’asa ity fa fepetra iray hisianโ€™ny fahombiazana ny Fanavaozana amin’ny ankapobeny izany satria โ€œny firenena mandroso dia ireo mahavita manova ny tanora ho mpiasa mahay , voaofana tsara๏ผŒmahavita mamokatra sy mamorona avy amin’ny tany sy ny hery an-tร nanyโ€
๐Ÿ“–Ny fanapahan-kevitra vokarin’ity fihaonambe ity dia tsy mijanona fotsiny eto Mahajanga fa hanome vahan-kevitra ho an’ny DONOR (Document National d’orientation de la Refondation), antontan-kevitra mamaritra ny lร lana hitarihana ny fanavaozana, izay havoaka rehefa tapitra ny fikaonandoham-pirenena sy ny fihaonambe tahaka izao. Anisan’ny fototry ny vina nasionaly ho volavolaina izany.