๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€๐Œ-๐๐Ž๐‹๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐€-๐Œ๐ˆ๐€๐’๐€ ๐๐˜ ๐๐‘๐ˆ๐Œ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐Ž๐ˆ๐๐„๐Œ-๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐‘๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‹๐ˆ๐“๐ˆ๐Š๐€ ๐๐€๐’๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹๐˜ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐’๐€๐Œ-๐๐Ž๐‹๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€

๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’’๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’
[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚-08 ๐’”๐’†๐’‘๐’•๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’‚ 2023]
Natao teto aminโ€™ny Primatiora androany ny fanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa teo aminโ€™ny Primatiora, ny Oniversitenโ€™Antananarivo, ny IMATEP ary ny ENAM, ho fanamafisana ny fiaraha-mientana aminโ€™ny fandrafetana ny Politika Nasionaly momba ny Fampiasam-bolam-panjakana.
Tanjona ny hametrahana politika nasionaly izay hanana vina maharitra, fitoniana ary fototra ara-teknika, ka hifantoka aminโ€™ny fampiasam-bola tena mitondra vokatra sy fiantraikany aminโ€™ny fampandrosoana ary aminโ€™ny fiainanโ€™ny Malagasy. Anisanโ€™ny tanjona ihany koa ny fanatsarana ny fomba fanatanterahana ny fampiasam-bolam-panjakana mba hahazoana vokatra haingana kokoa sy maharitra.
Notsindriana manokana ny anjara toeranโ€™ireo manam-pahaizana sy ny tanora, aminโ€™ny alalanโ€™ny fiaraha-miasa maharitra aminโ€™ireo foibem-pampianarana, mba hampifandraisana bebe kokoa ny tontolonโ€™ny fianarana sy ny sehatry ny asa ary hampandraisana anjara ny fahaiza-manao eto an-toerana.
๐Ÿ“ข ANTSO HO ANโ€™NY REHETRA
Manokatra fiantsoana fahalianana (appel ร  manifestation dโ€™intรฉrรชt) ho anโ€™ireo rehetra manana fahaizana, traikefa na tolo-kevitra momba ny fampiasam-bolam-panjakana ny Governemanta.
Misokatra ho anโ€™ny :
mpisehatra avy aminโ€™ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina ;
fiarahamonim-pirenena ;
mpiara-miombonโ€™antoka aminโ€™ny fampandrosoana sy PTF ;
vondrona mpikaroka ;
manam-pahaizana eto an-toerana sy any ivelany ;
ary ireo Malagasy rehetra manana fahaizana sy tolo-kevitra azo ampiharina.
๐Ÿ—“๏ธ 08 Septambra โ€“ 09 Oktobra 2026 : Fanehoana fahalianana sy fisoratana anarana.
๐Ÿ—“๏ธ 19 Oktobra โ€“ 18 Desambra 2026 : Fifanakalozana ara-teknika aminโ€™ireo lohahevitra samihafa.
๐Ÿ‘‰ Antso ho anโ€™ny rehetra : raha manana hevitra na tolo-kevitra afaka manampy aminโ€™ny famolavolana ny Politika Nasionaly momba ny Fampiasam-bolam-panjakana ianao, dia raisina ny fandraisanao anjara.
Satria politika nasionaly izany, ka tokony ho vokatry ny fahaiza-manao sy ny feonโ€™ny Malagasy maro.
๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ