πŸ“… 07 Septambra 2026
πŸ“ Mahajanga – Faritra Boeny
πŸ”΄π…π€ππ€ππ†π€ππ€π-π“π’π€πˆππ€ : πŒπˆπ€π‘π€-πŒπˆπ€π’π€ π‡πŽ π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€ 𝐍𝐘 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ ππŽπ„ππ˜
Notanterahina androany ny fananganan-tsaina notarihin’ny Prefet-n’i Mahajanga, niaraka tamin’ireo mpiasa sy tompon’andraiki-panjakana. Anisany nanatrika izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Boeny Atoa Razafindrakoto Tojo.
🀝 Nohamafisina fa ny fiaraha-miasa, firaisan-kina ary fandraisana andraikitra no fototry ny fampandrosoana.
πŸͺͺ Nampahatsiahivina ny fitohizan’ny fanoratana anarana biometrika mandritra ny volana Septambra, ary πŸ—³οΈ namporisihina ny olom-pirenena hanamarina sy hanavao ny anarany ao amin’ny lisitry ny mpifidy.
πŸ‡²πŸ‡¬ Nasongadina ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fitafy Malagasy isaky ny zoma sy ny fihirana amim-panajana ny Hiram-pirenena, ho fanehoana ny fitiavan-tanindrazana sy fanajana ny Firenena.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena