
Nandritra ny lanonana dia navoitra ihany koa ny maha-zava-dehibe ny fahavononan’ny tanora handray andraikitra, ny fitiavan-tanindrazana, ny fandraisana andraikitra, ny fanajana ny adidy maha-olom-pirenena ary ny tamberin’andraikitra eo amin’ny fiaraha-monina.