Nanatanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tao Ambovombe ny FFKM ao amin’ny Faritra Androy, ho fangataham-pitahiana sy fahombiazana aminβny fanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena.
Anisany tonga nanatrika izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Atoa Miha Jaonasitera, izay nanentana ny rehetra hanome tantsoroka miaraka aminβny Minisitera sy ny FFKM aminβny fanatanterahana ny fikaonandoha.